-
Efa
maro ihany lesy ny kolontsaintsika no simba ny vahiny, iray ihany angamba sisa
no tavela.
-
Marina
mintsy izany. Ty fijerijerena fotsiny olona voaendaka ty, avy any New-York
mintsy io. Fa inona io iray resahan’ialahy io ?
-
Ny
mofo gasy lesy a ! izay vahiny tonga eto mihinana daholy fa tsy mety
ringana le izy.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire