-
Vita ndry ve ny miaraka amin’ny lehilahy par
intérêt ?
-
Tsy mahavita an’izany a . Bema zao ny ahy iny
tiako amin’ny foko manontolo.
-
Nga
moa nareo sy izy tsy efa nisaraka e ?
-
Ie.
Efa nisaraka izay fa nifampody indray. Tsy vitako le tsy mihinana pizza
isan-kariva.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire