Tezitra
tamin’i Koto ny sipany :
-
Za
tsy hiaraka amin’ny olona vendrana , enao no nahatonga an’io jiro io ho tapaka,
zao tsy vita ny asako.
-
Za
ahoana ? JIRAMA nge no nanapaka
an’io teo e.
-
Dikan’ilay : «
Za nge tsy te hanapaka fa asa ka tsy maintsy atao e » hoe omeo vola izy
dia tsy tapahany fa tsy hoe atao « veloma » ilay olona
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire