samedi 24 août 2013

MIANATRA



 Tonga hiasa eto Antananarivo Daga :
-          « Eto Antananarivo tsisy hampianatra anao intsony ny fahalalam-pomba, mba jereo ny fanao ny olona dia izay arahina » hoy ty  Patron-ny

        Roa herinandro taty ao aoriana :
-          Daga a ! Inona zao no hainao roa herinandro teto izay ?
-          Maromaro ihany Patron ! Efa tsy misikotra orona intsony zao za rehefa misakafo, dia mba lasa mahandro foana koa a isa-maraina fa le mandona olona tsy manao azafady no mbola tsy vitako

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire