lundi 12 août 2013

Miolaka



-          Ary saody tsy jamba ary Ratsiraka iny fa miodina any aoriana ny lohany
-          Andray ! Fa maninona kosa ?
-          Ka tsy mibanjina ny ho avy mintsy, mitodika any amin’ny lasa foana

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire