vendredi 16 août 2013

MPANAN-KARENA



Nahazo vola be tamin’ny Loto kala piso
-          Mafy ihany aky ty manam-bola be ty. Inona moa zany sisa no tokony ataoko raha te hitovy amin’ny mpanan-karena a ?
-          Fa inona avy no efa natao ndry ?
-          Efa nividy 4x4 izao za entiko miasa miala eto Analakely mankeny Ambohijatovo , za koa zao io tsy mitsena raha tsy ao amin’ny shoprite
-          Le tena important no hadinony ndry !
-          Inona zany ?
-          Fanaovana bois de rose.  

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire