jeudi 8 août 2013

Mpibata vy



-          Rankizy a ! Mila manao sport in-telo isan-kerinandro raha te ho salama
-          Madama ! Fibatana vy ve anisan’ny sport ?
-          Ie. Anisany izany ry Bema a.
-          Koa ahoana dadanay mibata vy isan’andro mbola misy tension ihany ;
-          Ngah tsy miasa izy no manao sport isan’andro ?
-          Miasa izy ka ! Ny azy sady sport no fivelomana ny fanaovana boule

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire