lundi 12 août 2013

Nisaraka :



-          Avy nanao vacance tany Mahajanga lesy ny sipako dia nosarahany a !
-          Tsy tokony nalefa  tany mintsy izy. Fa mahazo teny gasy tsara ve elà lony e ?
-          Fa ahoana ?
-          Ka hoatrany tsy azon’elà dikany le Mahajanga.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire