samedi 31 août 2013

Nisaram-bady



Nitsingerina ny daty nisaraham-panambadiana Rabefo, nasainy ty namany hijery Matt Houston izy noho izany :
-          Le Matt Houston nasainy elà nojereko l'ty vao mainka nampitombo ny alaheloko
-          Ngah tsy nohirainy le «  Positif » iny e ?
-          Le «  Happy Birthday » ihany no nirainy. Hifalian’ny olona mihintsy za fa nisara-bady

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire