jeudi 8 août 2013

Tablette :



-          Voaraiko tsara le français nampianaran’i Madama ana, ny frantsay rehefa miafara amin’ny   -ette ny teny dia midika zavatra kely izay . Diso ve za ?
-          Azonao tsara. Ary lasa aiza le ankizy ? Tsy tokony efa eto ambony latabatra eto ve ry zareo  misakafo
-          Misakafo amin’ilay latabatra kely atsy ry zareo ka. Ilay tablette madama mantsy mbola mi-charge ao

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire