samedi 31 août 2013

Tatatra :



 Nampiaraka  Koto sy ny sipany :
-           «  Misy fofona masiso be zany . Ngah nangetotra enao ? »  nanontany Koto
-          «  An !An. Le fofon’le tatatra atsy ao aoriana atsy izany » namaly ty sipany
-              Ntsika nge aty Ambanivohitra e ?
-          Dia maninona ?
-          Tsisy tatatra aty  

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire