vendredi 16 août 2013

Te hiavaka



-          Te hiavaka amin’ny olona angamba lesy Ratsiraka iny : ny an’ny olona hipompiana pneu ny rivotra, lery mipompy rivotra
-          Tsy omen-tsiny fa tsy mahita tsara lery e !
-          Inona no tsy hitany tsara ?
-          Le tao ambaniny, lazainy fa tao Céline

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire