Voaray ho chauffeur tao anatin’ny olona maro i Koto :
-
« Fa
maninona za tompoko no noraisinareo, trai-kefako nefa ambany dia ambany raha
oharina amin’ny hafa » nanontany ny lehibeny Koto
-
Ngah
moa tsy fantatrao fa any amin’ny faritra atsimo no mandeha ny fiara ?
-
Dia
ilay za avy any zany no nosafidiananareo ana !
-
An !An.
Noho ianao mahia kely, ho sarihana ny daho
hitifitra anao.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire