Kandida ho filoham-pirenena :
-
Loza
ty marina ! Ho tapahin’ny mpamatsy volako hono ny fanampiana raha tsy
mangarahara a.
-
Koa
maninona fotsiny raha manao fanambaram-panana
-
Ny
investissement ny vadiko indray amin’izay no tapaka. Za mantsy manana
sipa dimy.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire