Tambanivohitra mikarama aty an-drenivohitra tafaresaka :
-
Elà
l’ty impiry isan-kerinandro no mahandro?
-
Indray
mandeha. Fa ahoana?
-
Ary
toa mbola tsy hitako misaika mihintsy
-
Ka
za manao haky letika foana, lalina be ilay piscine ny patron-nay.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire