Navotana
ankizilahy telo ny ainy Rajoelina :
-
«
Teneno izay tianareo fa ho tanterahiko » hoy Rajoelina
-
« Tomobile
télé guidée » ny any anankiray, « vacance any Andilana Beach »
ny any ilay faharoa , ary « Power Balance » ny any ilay farany.
-
Gaga
Rajoelina nandre izany : « Boay kely io ve elà dia misy tension sahady »
-
« Tsy
ho ana ka, » namaly ty farany « ho any dadanay, hiakatra ny
tension raha fantany fa nanavotra anao a »
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire