dimanche 15 septembre 2013

TENY FRANTSAY



Fiatombohana ny taom-pianarana eny amin’ny Lisea. Nanontany ny mpianany ty Prof de Français iray :
-          « Rankizy, ilaina ve ny teny frantsay ? »
-          « Ie. Tena ilaina mihintsy ohatra rehefa mitady asa » hoy ty mpianatra iray.
-          « Za koa » nanangan-tanana Bema
-          « Afaka miteny enao ry Bema » hoy ty Prof
-          « «Ilaina ny teny frantsay  rehefa teny mankarary sofina . Ohatra faisons l’amour ce soir »

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire