vendredi 6 septembre 2013

TSY VELONA



-          Dokotera ! Inona no ataoko fa tsy velona ny ana isaky ny hanao firaisana ?
-          Ngah ny patalohanao tsy misy bragety ?
-          Misy ka !
-          Ary aza idina ary ! velona tsara izy amin’izay fa mahazo rivotra

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire