Fantany Nesta
fa nampirafy azy ny vadiny. Novakiny ny fitaratra ny tomobile-n’ny vadiny.
Nitsikitsiky fotsiny ty farany raha nolazain’i Nesta ny vaovao.
–
“
Fa inona no mampihomehy amin’izany” nanontany Nesta
–
“
Tsy tomobile-ko io” namaly ty farany “tomobile-ko any amin’ny garage. Ho lasako
ihany ty trano ty any amin’ny divorce”
–
Volako
no niala tamin’ity koa ho lasanao ahoana!
–
Ka
tomobile ana mpitsara io nosimbainao io.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire