dimanche 20 octobre 2013

ÉVOLUTION



  Nitantara ny fiavian’ny olombelona ty prof iray :
-          Ny olombelona Rankizy tany am-piandohana dia Ragidro, avy eo lasa homo sapiens ary ny farany homo sapiens sapiens
-          «  Mbola misy tohiny io Madama » hoy Bema
-          Tsisy intsony io ry Bema fa izay ny farany.
-          Tena mbola misy io, hoy Bema nisisika, homo sexuel

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire