Balita
tamin-drainy :
-
Sambatra be Dada ny « quatre amie » e
-
Mijaly
ireny fa tsy sambatra an’elà izany.
-
Ka
ry zareo nge tsy mila mandamina fandriana hoatran’aho isa-maraina .
-
Iza
no niteny an’elà an’izany ?
-
Tsisy
fa hitako fotsiny ny mpiasan’ny commune no manadio ny bozaka avy natoriany
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire