dimanche 20 octobre 2013

FIFIDIANANA



 Tafaresaka ny mpiakama :
-          Maro hono  l’ty ny CEG no atao Bureau de Vote
-          Tena mampiseho izao fa fitondrana tsy izy intsony no mitondra.
-          Ngah hita e !
-          Aiza ve lesy koa ny ankizy no vitsy no mianatra, dia ny olon-dehibe indray no alefa any am-pianarana.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire