dimanche 20 octobre 2013

FILAN-KEVITRY NY MINISITRA



-          «  Inona no atao Monsieur le Prezidà , mbola betsaka no tsy nahazo karatry ny mpifidy nefa efa andro vitsivitsy alohan’ny fifidianana » nanontany ny filohan’ny CENI-T
-          Zay sûr fa hifidy an’i Hery no omeo voalohany hoy Rajoelina namaly azy
-          Ahoana no  ahalalana an’izany ?
-          Tsotra kely : tsisy afisin’i Jean Louis ny rindriny.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire