-
Tsy
malaelo ve elà fa tsy mitarika Hery !?
-
Inona
no tokony halaelovako amin’izany ?
-
Koa
elà hoatrany nahazo vola sy t-shirt taminy
-
Ay
ve ! na iza aza nge tsy nifidy azy akory e, izany hoe ny kristianina
fotsiny tsy mandà fanomezana.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire