jeudi 3 octobre 2013

MATIERE



Afaka BACC Nancy:
-          Za ry Dada sy Neny eny Ankatso ho hianatra
-          Maninona raha any amin’ny privé !? Mpampianatra any mahay no sady ny discipline mafy tsara.
-          Ka tsisy an’ilay matière tena tiako any?
-          Matière inona izany?
-          Fanaovana grève.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire