jeudi 3 octobre 2013

ONIVERSITE



Nandritra ny cours Psychologie teny amin’ny Oniversite. Nanontany ty Prof :
-          Ahoana no halalana ny olona fa mpandainga tsivalahara ?
-          Hoy Bema namaly:  Lany amin’ny fifidianana filoham-pirenena izy.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire