-
Mba
ampindramo ana indray lesy ilay kiraron’elà.
-
Za
tsy hanome intsony.
-
L’ty
koa sarotra hindramana
-
Elà
nge tsy manome tambiny kely mihintsy isaky
ny omena.
-
Ampindramo
ana ary fa haveriko miaraka amin’ny fofom-prom
e !
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire