samedi 12 octobre 2013

TSY AMPY VOLANA



-          Rajoelina ty angamba lesy tsy ampy volana : sady jamba no marenina
-          Io indray elà sy ny tsy fitiavan’elà an’azy.
-          Tsy hoe  tsy fitiavana fa Deba jamba indray ve lesy no mahita vahaolana, sady izy efa tenenina vahaolana indray no toa mbola be marenina.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire