lundi 4 novembre 2013

3D



Nifanaraka Martha sy i Koto fa raha mifampilaza ny marina foana dia tsy hisaraka mandrakizay.

-  «   Chérie a , efa nijery 3D ve enao » nanontany Koto 
- «  Ie fa tamintsika ilay niady iny. Notongavany ry Dida 3 miralahy tao an-trano a »

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire