samedi 23 novembre 2013

FAHAVARATRA



Misefosefo be Ledoma avy any an-tsaha sady niteny hoe :

-          «  Dada a ! Misy vaovao mahafaly. Difitry ny rano ny tanimbarintsika. »
-          «  Leity ve tsisy saina e, zany dia vaovao mahafaly » hoy ny Dadany, kely sisa ny tsy nikasin - tanana an’i Ledoma
-          « Dada koa izany, ny olona ary mandoa 25 000,   ny antsika io maimaimpoana  ny filomanisana »

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire