samedi 9 novembre 2013

FIVOAHAN’ NY VALIM-PIFIDIANANA



-          Noraisin’i Robinson tanana hono l’ty Hery.
-          Ka Robinson nge tsara saina e. Na dia fahavalony ary mbola navotany ihany.
-          Fa navotany ahoana ?
-          Ka hitany Hery fa nilatsaka an-davaka tamin’ny valim-pifidianana , dia hojereny fotsiny ary ve.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire