samedi 9 novembre 2013

HOATRAN’NY ALIKA



Nanao resaka vetaveta tamin’ny vadiny Njila. Kiriko ty farany ka niteny hoe : « hoatran’ny alika koa ianao ty »
-          «  soa ihany izany aho nanana anao raha tsy izany efa tena lasa alika mihintsy » hoy Njila namaly azy
-          «  Fa inona no nataoko ? » hoy ty vadiny gaga.
-          «  Ianao tsy mety asiana avy aty aoriana. Asiana avy any aoriana mantsy no tena fanaony ny alika. »

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire