Avy nanao cours
Espagnol Rabecrane. Miteniteny
Espagnol be izy ao an-tranony.
-
« Buenos dias segnorita »
-
«
Aza miteny amin’ny teny tsy fantatra eo ka, mamparary an-doha be » hoy ny
vadiny sorena.
-
Zay
ihany no mahavoa antsika gasy. Vao maheno teny vahiny kely dia kiriko. Zao
lasan’ny olona ny nosintsika.
-
Nosy aiza izany ?
-
Juan de Nova Ramamany ah ! Nataony ny
frantsay tamin’ny teny Espagnol fotsiny ny anarany dia kiriko tsisy nahasahy
niady ireo filoha nisesy.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire