samedi 30 novembre 2013

IPAD



-          Elà ve l’ty ry Bema adala a ! Ny Ecolage-n’elà ary mila tsy ho voaloha dia aleon’elà nividy IPAD
-          Ka kala Marie hono ty IPAD be.
-          Dia maninona ?
-          Efa tsy tiany ihany aho, tsy aleo ve ny telephoneko no mba tsiriritiny eh !

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire