-
Elà
hono l’ty revin’i Ketaka.
-
Olona
ratsy tarehy be iny ataoko inona !
-
Tsy
izay hahafam-po ny faniriana ve lesy aloha no atao, tarehy izany nge azo ovana.
-
Ka
izaho nge tsy manam-bola be hanaovana chirurgie esthétique ny tarehiny.
-
Ngah
izany eh ! Mividy poster an’i Beyoncé
elà, dia iny fotsiny no apetaky elà amin’ny tarehiny rehefa manao.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire