-
Hainao
ny niarahako taminao na efa manambady ary ! Ontsa ny foko nahita ny nataonao
tamin’ny vadinao. Efa 20 taona nareo no niaraka nefa mbola tantananao foana izy
eny an-dalana.
-
Ka
tsy maintsy eh ! Raha maratra eo iny lazain’ny olona fa mamono vady eo za.
-
Fa maratra ahoana ?
-
Midona
amin’ny pôtô re ! Jamba nge iny eh !
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire