-
Tsy
tokony ho raràna intsony l’ty ny fitenitenenana foana any am-pianarana.
-
Tsy
ho loza be ve zany.
-
Ny
tena loza dia ny hira amin’izao. Raha mba navela hanao izay tiany mantsy ny
ankizy tany am-pianarana , tsy ho marobe hoatr’izao ny mphira miteniteny foana
.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire