lundi 25 novembre 2013

MITSIMBADIKA



-          Tena marina ihany ny tenin’ny baiboly. Rehefa hifarana ny zavatra na andro io na tetezamita dia mitsimbadika ambony sy ambany.
-          Inona indray no tiany elà tenenina ?
-          Ilay mahakasika ny DG-n’ny trésor eh ! Rajoelina no tsy nandoa hetra dia izy no miditra am-ponja..

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire