Nangala-tsonia Ledoma fa ratsy be ny moyenne tamin’ny
bulletin-ny . Tratran’ny surveillant ny lisea nisy azy ihany anefa izy.
-
Tsy
mitovy ireto sonia ireto. Tena mpangala-tsonia ianao.
-
Vao
mianatra mangala-tsonia izaho ka hoy Ledoma niaro-tena.
-
Mitovy ihany izany e !
-
Tena
tsy mitovy izany ka. Tsy tratranareo izaho raha mpangala-tsonia
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire