Hitany
Ketaka fa sorena ty vadiny ka
nanontaniany.
-
« Dada
a ! Fa inona no mahatezitezitra anao eo ? »
-
« Be asa be izaho rahampitso »
-
« Avelao
any lesy izany a, tsy tadidinao ngah moa fa anniversaire-ko androany »
-
«
ka izay mihintsy no mahatezitra ana io,
sao dia hanao firaisana eo ntsika raha falifaly eo izaho dia tsy ho vitako eo
ny asako rahampitso »
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire