Tany
Ambositra : Nitsoahan’i Kala Botrefana Matavy Be i Rôla Kely raha mba
namboraka ny fitiavany. Latsaky ny hehy ireto namany raha nahita izany.
-
« Ndao amin’izay hitolon’omby fa tsy
laozany lisany mihomehy eo fotsiny » hoy Rôla Kely
-
Vao mainka toraky ny hehy ireto namany raha nandre izany ka niteny
hoe : « ilay kisoa teo ary tsy voatolon’elà koa omby no hotolomin'elà ! ? »
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire