-
Tsy hitahita miaraka amin’i Rajoelina intsony
l’ty ny vadiny ah. Hoatrany hoe tratrany nampirafy hono Rajoelina.
-
Hisy décret vaovao indray izany atsy ho
atsy ?
-
Fa ahoana ?
-
Ka
mety hisaraka ry zareo.
-
Dia atao inona décret ?
-
Hanovana
ny fizaram-pananana. Tsy miralenta intsony fa ho lasan’ ny lehilahy daholy.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire