Ray aman-drenin’i Bema sy Jeannette nifanaraka
fa atao mpivady izy roa . Ny olana, ry zareo tsy mifankatia
-
« Jeannette a ! Mahita fika aho tsy
ahafahany ry zareo mi-forcé antsika hivady »
-
Inona
ary no atao e hoy Jeannette ?
-
Fantatrao
moa fa izay voady atao eo anatrehan’Andriamanitra tsy azo ny olombelona ravana.
-
Ie. Fa ahoana ?
-
Ka hanaiky atao mariage ihany isika e. Fa ilay
voady tsy hisaraka mandrakizay fotsiny no ovaintsika tsy hiaraka mandrakizay.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire