lundi 25 novembre 2013

ZEZIKA



-          Ny zezika an’ela ry Bema tsy mandaitra akory nefa be mpividy be.
-          Ka ny an’elà tsy mamaly ny filan’ny mponina !
-          Ny ana ary no tokony ! Io nge namboarina araky ny fikarohan’ny manam-pahaizana eh !
-          Zay no mahadiso an’elà ! ny tambanivohitra mila zezika namboarina araky ny voalazan’ny baiboly

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire