vendredi 27 décembre 2013

Akiafina



Miara- milalao akiafina amin’i Badoda  ny mamany sy Jeanine, naman-dreniny. Badoda no boka ka ny Mamany no tratra voalohany.
-          «  Tsy ho hitan’elà zany mihintsy no misy an’i jeanine eh !» hoy ny Mamany misangisangy.
-          «  Hitako kou, hoy Badoda, ao ambany fandriana izy »
-          «  Ary mangalatra mijery enao a ! » hoy ny Mamany.
-          «  Tsy mangalatra mijery zany a ! Izy nge ao foana no miafina rehefa avy miasa Mama ka izy sy Dada irery no ato an-trano »



Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire