dimanche 22 décembre 2013

ANNIVERSAIRE

-    Nisarahan’ny vadiko l’ty a !
-    Fa nisy inona ?
-    Ka tsy tiany ilay cadeau natolotra azy tamin’ny anniversaire-ny.
-    Fa inona no nomen’elà azy ?
-    T- shirt.
-    Dia inona no olana amin’izany !
-    Misy sarin’i Hery ilay izy.


Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire