dimanche 8 décembre 2013

MARARY MASO



Hanao firaisana dadan’i Bema sy ny vadiny. Tsy mety velona mihintsy nefa ny mahalehilahy an’i dadan’i bema.

-          «  Chérie a ! Tokony tsy hampiasa ordinatera be intsony ianao. Mamparary maso nge io eh ! » hoy ny vadiny
-          Tsy maninona izany re io !
-          Tsy maninona koa tsy mahita lavaka intsony ianao. Zao tsy velona intsony ilay izy fa midofotra foana.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire