dimanche 8 décembre 2013

MATY PAIKA



-          Ngah efa misy olona miaraka amin’elà ?
-          Mbola tsisy.
-          Koa maninona no ataon’elà « en couple » ny ao amin’ny facebook.
-          Ka manamora ny fampiresahana ao io.  Tsy ho mailo ny sipa amin’izay hoe mikoty azy elà dia ho mora zaka

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire