-
Ny
any amin’ny faritra Morondava iny hono l’ty tena nanjakan’ny halam-bato be.
-
Fa ahoana ?
-
Ka
ny PV sasany tany hono iray andro tao aorian’ny fifidianana vao nofenoina.
-
Eeee !
efa tsy PV intsony zany fa VP : Verbaux Pirate.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire