- Lasa nahazo vato teto Antananarivo l’ty Hery a !
- Ka izy manana an’i Paul Rabary tompony raha hanodikodin-dresaka.
- Mba hazavao kely fa tsy azoko ?
- Ka hoe tsy hakan’ny tanin’olona hono izy raha lany eo.
- Dia inona no mihodina amin’izany ?
- Ilay hoe maka eh ! Tsy izy nge no maka tanin’olona fa izy no mampaka.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire